Abu Bakr

Abu Bakr
Ankapobeny
Anarana Abu Bakr
Teraka taona 573
Maty 23 Aogositra 634
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Abu Bakr dia rafozan' ny mpaminany Mohamady sady kalifa voalohan' ny silamo, izay nanapaka tamin' ny taona 632 hatramin' ny 634. Teraka tamin' ny taona 570 izy ary maty tamin' ny 23 Aogositra 634. Ho an' ny ankamaroan' ny Sonita, i Abu Bakr no voalohany amin' ny "kalifa voatarika marina" (arabo: الخلفاء الراشدون / al-Khulafāʾ al-Rāshidūn) efatra, miaraka amin' i Omar sy i Othman ary i Ali.


Developed by StudentB