I Allah no andriamanitratokana ivavahana ao amin' ny finoana silamo. Atao hoe الله izy amin' ny teny arabo. Amin' ny Mozilmana dia i Allah no mpahary izao rehetra izao (na ‘âlam), ka maro ny teny amaritan' ny boky Kor'any ny toetrany, toy ny hoe "mahery", "mahay", "be indra fo", sns[11]. Anaran-toetra miisa 99 no omen' ny fivavahana silamo an' ity andriamanitra tokana ity, izay atao hoe "anaran' Andriamanitra tsara indrindra".
Hatramin' ny taonjato faha-20 dia nalain' ny Mozilmana ho azy ireo samirery ny anarana hoe Allah. Ohatra amin' izany ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana Maley tamin' ny taona 2009 izay mandrara ny fampiasan' ny Kristiana sy ny Siky maley io anarana io[12][13][14][15], izay tsy nampiasain' ny fivavahana tokana, araka ny tantara, fa nampiasain' ny fivavahana maro[6].
↑"God". Islam: Empire of Faith. PBS. Arsiva tamin' ny 27 Marsa 2014. Notsidijhina tamin' ny 18 Desambra 2010.
↑"Islam and Christianity", Encyclopedia of Christianity (2001): Arabic-speaking Christians and Jews also refer to God as Allāh.
↑Gardet, L. "Allah". In Bearman, P.; Bianquis, Th.; Bosworth, C.E.; van Donzel, E.; Heinrichs, W.P. (eds.). Encyclopaedia of Islam Online. Brill Online. Retrieved 2 May 2007.
↑Zeki Saritoprak (2006). "Allah". In Oliver Leaman (ed.). The Qur'an: An Encyclopedia. Routledge. p. 34. ISBN 978-0-415-32639-1.
↑Vincent J. Cornell (2005). "God: God in Islam". In Lindsay Jones (ed.). Encyclopedia of Religion. Vol. 5 (2nd ed.). MacMillan Reference USA. p. 724.
↑Anthony S. Mercatante & James R. Dow (2004). "Allah". The Facts on File Encyclopedia of World Mythology and Legend. Facts on File. p. 53. ISBN 978-1-4381-2685-2.
↑Merriam-Webster. "Allah". Merriam-Webster. Arsiva tamin' ny 20 Avrily 2014. Notsidihina tamin' ny 25 Febroary 2012.
↑"Allah." Encyclopædia Britannica. 2007. Encyclopædia Britannica
↑Carl Skutsch (2005). Encyclopedia of the World's Minorities. Routledge. p. 480.
↑Sourdel D., Sourdel-Thomine J., « Allah » in Vocabulaire de l'islam. Presses Universitaires de France, 2013.
↑Sikhs target of 'Allah' attack, Julia Zappei, 14 January 2010, The New Zealand Herald. Notsidihina tamin' ny 15 Janoary 2014.