18°54′49″S 47°32′10″E / 18.913680°S 47.536130°E
Antananarivo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 1 054 649 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | Naina Andriantsitohaina[1] | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Analamanga |
Antananarivo dia renivohitra ara-pôlitika sy ara-toekarenan' i Madagasikara. Ny dikan' ny anarana hoe Antananarivo dia "Tanànan' ny Arivolahy". Antananarivo dia ao amin' ny faritanin' Antananarivo, izay midadasika amin' ny velarantany 58 283 km2, sady tena eo anivon' ny Nosy Ny tanànan' Antananarivo renivohitra kosa dia eo amin' ny 1254 m ny hahavony mihoatra amin' ny ranomasina (Araben'ny Fahaleovantena); 1282 m (Lapan'Andafiavaratra), 1468 m (Rovan' i Manjakamiadana).