Aostralia

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka firenena ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Commonwealth of Australia
{{ {{{langue}}} }}
Commonwealth an'i Aostralia ((mg))
Sain'i Aostralia Mari-piandrian'i Aostralia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Advance Australia Fair.
Teny ofisialy fiteny anglisy
Renivohitra Canberra
35°15′S 149°08′E / 35.250°S 149.133°E / -35.250; 149.133
Tanàna lehibe indrindra Sydney
Fitondrana sy governemanta
 - {{{titres_dirigeants}}}
Fanjakana ara-dalampanorenana
{{{noms_dirigeants}}}
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 6
7 686 850 km²
1
Isam-ponina
 - Tontaliny (2011)
 - hakitroka
faha 54
22 607 571[1] mpo.
2,6 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Aostralianina, Aostraliana
IDH (2010) (mitombo) 0,937[2] (avo) faharpa
Sandam-bola Dollar aostralianina (AUD)
Faritr'ora UTC +8 hatramin'i +11½
Hiram-pirenena Advance Australia Fair
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+61

I Aostralia, izay mitondra ihany koa ny anarana hoe Commonwealth an' i Aostralia (amin' ny teny anglisy Commonwealth of Australia) dia firenena ao amin' ny ila-bolantany atsimo. Ao Ôseania, i Aostralia no firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao amin' ny Commonwealth an' i Aostralia dia ahitana an' i Tasmania ary nosy hafa maro ao amin' ny Ranomasimbe Atsimo sy ny Ranomasimbe Pasifika ary ny Ranomasimbe Indianina. Ny firenena manodidona azy dia i Indônezia sy i Timor Atsinanana, ary i Papoazia-Ginea-Vaovao any avaratra, i Nouvelle-Calédonie any avaratra-atsinanana, Zelandy Vaovao any atsimo-atsinanana ary ny Tany frantsain' ny nosy Kerguelen any andrefan' ny nosy aostraliana Heard ary McDonald.

  1. ((en))http://www.abs.gov.au/ausstats/[email protected]/94713ad445ff1425ca25682000192af2/1647509ef7e25faaca2568a900154b63?OpenDocument
  2. [pdf] Rapport sur le développement humaine 2010 des Nations Unies. Tableau 1 p. 167

Developed by StudentB