Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wikipedia ity.
Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.