Frantsay

Misy pejy mitovy anarana amin' ny frantsay ato... Mety mitady:


Ny frantsay dia mpamaritra anarana ampiasaina rehefa miresaka momba an' i Frantsa. Avy amin' ny teny frantsay hoe français (API : [frãse]) io teny io, ary navadiky ny fiteny malagasy hoe frantsay satria ny fomba fanoratana ny teny malagasy dia fomba fanoratana ara-peo.


Developed by StudentB