Canada ((fr)) | |||||
Canada en | |||||
Kanada ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : (Latin) A Mari Usque Ad Mare « Amin'ny ranomasina ilany hatramin'ny ranomasina ambadika » | |||||
Teny ofisialy | anglisy, frantsay | ||||
Renivohitra | Ottawa 45° 24' N, 75° 40' O | ||||
Tanana ngeza indrindra | Toronto, Montréal, Vancouver, Calgary, Ottawa, Edmonton, Québec, Winnipeg, Hamilton. | ||||
Fitondrana sy governemanta - Roi - Mpanjaka - Praiministra |
Fanjakana ara-dalam-panorenana Charles III Mary Simon Justin Trudeau | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 2 9 984 670 km² 8,62 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 37 34 157 950 (6 Septambra 2009)[1] mpo. 3,42 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | kanadianina | ||||
IDH (2008) | mahazo 0.967 (mihakatra) faha 3 | ||||
Sandam-bola | Dollar kanadianina (CAD )
| ||||
Faritr'ora | UTC -3,5 à -8 | ||||
Hiram-pirenena | Ô Canada | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+1
|
I Kanada dia firenena any Amerika Avaratra. Any avaratr' i Etazonia no misy azy. I Kanada no firenena faharoa lehibe indrindra eran-tany, izay mirefy 6 500 km mahery avy any atsinanana ka hatrany andrefana. Manana farihy miisa 250 000 mahery ity firenena ity; rakotra ala ny 50 %-n' ny taniny. Noho ny toetany sarotra ainana indrindra, izay mampiavaka ny ankamaroan' ny faritra any Kanada, dia tsy mitovy ny fitsinjaràn' ny mponina ary mivangongo amin' ny sisintany manasaraka azy amin' i Etazonia.