Ny tendrombohitra dia endriky ny vohon' ny tany izay mivohitra avo, lehibe noho ny havoana. Endrika ara-tsoridrefitany hita amin' ny vohontany miabo, hita ambon' ny planety telorika (Tany, Volana) koa ny tendrombohitra.
Developed by StudentB